11) Imatsoanala foy avy ao anaty atody

Indray andro hono nisy vorona lehibe dia lehibe nantsoina hoe ​Ivorombe​ nanao trano teo amina nosy iray izay. Nanana olombelona mpanompo izy antsoina hoe ​Iangoria​ hiandry tranony rehefa tsy ao izy fa lasa niremby zavatr’olona izay nahafinaritra azy sy nilaina rehetra izao.

11) Imatsoanala foy avy ao anaty atody

Misoràta anarana. Angano. Tantara. Anaty mailakao.