Rova masina, rova mantsina? (2020)
Raha ny fahitako azy, ny lavapiringan’ilay zavatra atsangana nantsoiny hoe Arena aloha, izay vao hoe Colisée, ao Anatirova io dia saika eo amin’ilay toerana nisian’ny Tranovolan-dRadama I voalohany (fa tsy ilay faharoa) ary antomotr'ilay fiangonana.