09 Apr 2025 4 min read 36 Nisy fiara 4x4 nivadika teo anilan’Ambatondrafandrana. 4x4 mainty raitra dia raitra tsy mbola nandeha lalandratsy, tsy mbola nahita ambanivohitra
09 Apr 2025 3 min read 37 Dongidongy kely, toy ilay hiran’izay tarika Nataa Db izay sendra henon-dRabe tamin’ny Facebook indray maka.
09 Apr 2025 4 min read 38 Fanaony izay mibanjina elaela izay, mamadibadika ny lelany impito vao miteny sady mamela an-dRabe handinika rahateo.
09 Apr 2025 3 min read 39 (Indro àry, deltaplanina) Dia tarazon’ny baranahiny no nitsena ny tanoran’ny taonjato faha XXI, ny tanoran’ny taona 2000, ny indraimihira teraka 2000 no midina, 2000 kely no miakatra kely.
09 Apr 2025 4 min read 40 Nilofo i Lisy, nikoremby, tera-tsemboka, namikitra mafy dia mafy ny familian’ilay deltaplanina ary nandidy azy araka izay tratrany handeha any amin’izay lalany tiany nizorany.