Mose Njo

31 (Lamasinina anie ny anaranao)

Nangoritsina Rabe nefa te hivazavaza ihany, te hitalaho hoe aoka izay moa ny ankamantatra, ny masony very dia, very hevitra, kinanjo nitsiky i Lisy dia nisinda ny ahiahiny

32

Tsy azon’i Lisy antoka zato isan-jato ilay izy ny tena marina fa tsy maintsy nanapakevitra izy

33

Na hifarana aza ny andro, na hifarana aza izao tontolo izao, ato anaty lamasiniko aho

34

Nidera mangina an’ireo masera tsy nilavolefona izy, nivavaka hatramin’ny farany, na efa hita izao aza fa potika ny tontolo, nanaporofo fa zavadehibe kokoa ny fiainana any aoriana.