53

Tsy niavona izy ary sariaka endrika tamin-dRabe avy hatrany, mafy ny arahabany rehefa nifandray tanana voalohany nefa tsy mafy loatra naharary na izany aza.

Mose Njo

Mose Njo

Writer, conceptual artist, and indie technologist, quietly building revolutions that bring Malagasy language and culture to life (according to Tedx)
Madagascar