61 (Ny tena antondia teny amin'ny volana)

Eoropeanina, Amerikanina, Sinoa, Afrikanina, Japone, Indianina, Koreanina, Malagasy sy ny hafa tsy voavinavinan-dRabe. Ny ankabeazan’izy ireo dia nanao tisaoritra nisy soratra I, fo nitempo menamena ary TNR teo ambaniny.

Mose Njo

Mose Njo

Writer, conceptual artist, and indie technologist, quietly building revolutions that bring Malagasy language and culture to life (according to Tedx)
Madagascar