Lisy Mianjoria de Mose Njo - Illustration de Catmouse

88 (Toko V - Saiky Disney)

Illustration - Catmouse

Alaim-panahy kosa aho hanombana fa tsy mba nangoraka loatra ireto goaika ireto. Manahy mihitsy aza aho hoe tsy mba manana fo akory izy ireo. Tsaroako etoana ny Lalàna Telon’i Isaac Asimov momba ny sololona 🤖.

Mose Njo

Mose Njo

Writer, conceptual artist, and indie technologist, quietly building revolutions that bring Malagasy language and culture to life (according to Tedx)
Madagascar