Lisy mitazona jiro eo an-tanany, mandeha ao anaty rahona, hita avy aty aoriana

Prology

Illustration - Catmouse

Zendana. Gaga. Variana. Tsy mbola nino tsara. Nitsoraka tao anaty rano avy hatrany i Lisy, vonona hamonjy an-dRabe. Hamonjy azy indray. Na inon-kidona na inon-kitranga.

audio-thumbnail
Prology
0:00
/367.719002

Lisy Mianjoria - Prology

*



Mose Njo

Mose Njo

écrivain, etc ✨
Madagascar