Biografia Napoleon sy ny alatsinain'ny Paka 21 Apr 2025 4 min read Avy amin'ny hosodokon'i Napoleon Bonaparte & Pie VII, nataon'i Jean-Paul Laurens, nadika malalaka ho an'ny ankizy Biografia - Napoleon sy ny alatsinain'ny Paka * Albert Einstein, siantifika mpamorona kalaza tsy nahay nilomano
16 Jul 2025 1 min read Ny manabe mpanjaka sy ny boky Anisan'ny adidy amin'ny maha Mpanjaka an'i Elizabeth II ny mamaky boky 📚, ary nanefy ny sainy, ny fony, ary ny fihetsiny iray manontolo izany.
22 May 2025 5 min read Victor Hugo, 2 tapitrisa ny olona nandevina azy Tsikaritrao tokoa ve fa ny fiarahamonina mampiroborobo mpanoratra toa an’i Victor Hugo, miloloha boky 📚 sy mampivelatra mpamorona 💡ao aminy araka ny tokony ho izy, dia tsy mba voazanaka moramora izany sady mandroso avokoa?
19 May 2025 5 min read Jim Carrey nitsidika an'i Madagasikara, hanosika ny voly vary Fomba fambolem-bary iray izay no voandalana nentin'i Jim Carrey taty Madagasikara tamin'ny 2008 50% kely kokoa ny rano ampiasaina 90% kely kokoa ny voa ampiasaina Tsy misy poizimbibikely ampiasaina 300% avo heny be izao ny vokatra avy eo