Angano

Ireo goaika sy ilay zandriny

Indray andro hono, nisy mpivady niteraka ny zanany farany. Narofy dia narofy ilay zaza ary nanahy mafy izy mivady hoe sanatria ho faty tsy ho ela