09 Apr 2025 3 min read 56 (Izany tontolo mirazotra izany) Dia toa nangiran-dratsy ny andro teo ambaniny, tsy mbola ora fifohazan’ny kamokamo fambara fidanihan’ny masoandro mampitaraina ny sarotin-kainandro
09 Apr 2025 9 min read 57 Variana nandroaka goaika ankiroa tao an-dakozia tao mantsy no nahatara an’ilay tovovavy tokony nanatitra ny dite nafaran’Ilaijao
09 Apr 2025 5 min read 58 Sarivongana ana rangahy antitrantitra no teo amin’ilay sary dia nisy sorabaveny teo ambaniny hoe: HIPPOCRATE
09 Apr 2025 5 min read 59 Ny hany nataon’i Lisy dia ny nitondra an-dRabe nivoaka ny efitra, nanosika azy tamin’ny sezamisosa eraky ny lalantsaran’ny hopitaly, niantso ny solotohatra, nampiditra azy tao anatiny, nanindry ny bokotra
09 Apr 2025 4 min read 60 Oniverisite PMR no anarany hoy i Lisy taminy. Miompana amin’ny maha olombelona, amin’ny siantsa arapiarahamonina, tantara, riba, diplomasia, lalàna ary ny fitantanandraharahampanjakana amin’ny ankapobeny