09 Apr 2025 3 min read 71 (Injàny àry ny Ohabolandoza) Dia mba niherika koa Rabe, nitodika niadana dia niadana toy ireny amin’ny sarimihetsika atao midanesaka ireny mba ahitana tsara izay tena fandehany
09 Apr 2025 8 min read 72 Nitsipalotra tany amin’ny polipitra dia nitalaho tany amin’i Lisy nanara-maso ireo voromailala nanidina izy ka nibitaka kely nahita an’i Lisy hoe mbola tao fa tsy hoe nipitsika tsy akory
09 Apr 2025 6 min read 73 Fito mianadahy ny zanakao. Samy niteraka roa avy. Ny fanontaniako dia ity: inona no ataonao raha tianao hikorontana ny zanakao sy ny taranakao?
09 Apr 2025 4 min read 74 Tsy nisy mpivarotra teny amoron-dalana ary lasa saina Rabe hoe marina tokoa ve ilay teny hoe raha tsy nisy ny mpividy tsy nivarotra teny akory ny mpivarotra ary raha nisy ny tsena voatokana arifomba nahazatra ny mpividy tsy nivoaka nankeny amoron-dalana akory ny mpivarotra
09 Apr 2025 5 min read 75 Tsy rony tsy ventiny teo, natsipin’ilay tovolahy kasikasy nalaky tany amin-dRabe ny gantanany sady niarahaba mpianatra nandalo izy