09 Apr 2025 6 min read Epilogy Saika notafiako bodofotsy izy kango tsaroako ilay zavona vao maraina ka nitsangana aho, nandinika an’i Antananarivo sady namadibadika tato an-tsaiko ilay anjoria nahasondriana dia nahasondriana