09 Apr 2025 5 min read 87 Nijery an’i Lisy izy sady nipe-kandrina nidanaka sy tonga saina toy ireny olona vao nahalala ireny hoe boribory anie ny Tany ary Nosy anie i Madagasikara
09 Apr 2025 5 min read 88 (Toko V - Saiky Disney) Alaim-panahy kosa aho hanombana fa tsy mba nangoraka loatra ireto goaika ireto. Manahy mihitsy aza aho hoe tsy mba manana fo akory izy ireo. Tsaroako etoana ny Lalàna Telon’i Isaac Asimov momba ny sololona 🤖
09 Apr 2025 3 min read 89 Namoaka telefonina avy ao anaty poketrany ilay ramatoa bory volo, nanindry bokotra roa, dia niresaka zavatra tsy henon’i Lisy tsara.
09 Apr 2025 2 min read 90 Mbetika nipetraka izy tao an-dalantsara, mbetika nitsangana, mbetika nitsilailay teo amin’ilay sezalava, mbetika nisotro rano teo amin’ilay robine nangirangirana tsy lavitra azy, mbetika nitomany
09 Apr 2025 3 min read 91 Dia nikopa-kelatra tsy taitra tsy maika nefa tsy tara ireto goaika namonjy ny varavarankelin’ny efitrano nisy an-dRabe. Naka toerana, dia nitsakotsako ny firomazy